|
|
|
|

Teny iditra1  arahaba ririnina ê
Singan-teny  2 arahaba, 3 ririnina, 4 e
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 teny fiarahabana teo amin' ny Ntaolo raha nisy hasoavan-jaza, ny olona rehetra dia tsy nifanao akory fa nosoloana hoe: Arahaba ririnina ê!. [1.1]
Voambolana  7  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12